Paged
By
Joan
Chatroom during FBC 2
08:08 ikalakely faly miresaka amin’ny foko aloha e
08:08 ravatorano-madagascar haianreo ihany fa tsika malagasy efa tompon’ilay moramora hahahaha
08:08 ravatorano-madagascar io koa ry zareo efa misy namana iray tafiditra an
08:08 jogany-canada moramora styletsika reheatra
08:08 jogany-canada Manaona i Soa!
08:09 rakoto-indiana @ravaranto
08:09 jogany-canada Sasa makony ê
08:09 ravatorano-madagascar mbola tsisy pro zany ato ra jogany an
08:09 ravatorano-madagascar mbola vao mianatra e
08:10 jogany-canada
08:11 ravatorano-madagascar ary za miantso an’i jogany amin’ny skype tsy mahazo mihitsy kle
08:11 ericgael kaiza daholo
tohizo ato
One Comment, Comment or Ping
Reply to “FBC 2 : 24 Novembre 2007”