FBC 3 : 22 Décembre 2007
Chatroom during FBC 3
06:23 fanja-mada bonsoir daolo. Fanja ty, olom-baovao mbo te-hianatra an’izany blog. inona ny vaovao?
06:23 Candy-mada zà kou. Zao manko zà vô manao an’ty e!
06:23 mialy-DC mifampianatra eto
06:23 mialy-DC fa efa mpampaky blog ve kaloa?
06:24 Candy-mada efa
06:24 fanja-mada tsy mbola fa vao zao vao hianatra e
06:24 mialy-DC ohatry ny cahier de souvenir ihany ange le blog e
06:24 mialy-DC sorasoratana ao
06:24 jogany-canada cahier de souvenir BE MAMAKY be zany
06:24 mialy-DC de tonga ny hafa manao sonia
06:24 avylavitra-mada efa mpamaky k’ah. Sady efa mba nanadrana tany amin’ny skyrock aho fa toa tsy dia azo atao inona loatra lay any
tohizo ato
This entry was posted
on Saturday, December 29th, 2007 at 6:13 pm and is filed under Chatroom.
You can follow any responses to this entry through the RSS 2.0 feed.
You can leave a response, or trackback from your own site.