(mg)Chatroom : FBC 8 : 24 Mai 2008
[16 participants le Samedi 24 Mai 2008 au chatroom pendant la Cérémonie des prix du FBC !]
Miangaly-calgary f’ahoana ary izy zany, mandeha ve ny resaka ato?
tintine aon lé manoratr @ blog oln az atoao mateztr reto zan fa fiainana dol zan rht zan sa aon oz nareo?
pissoa-joburg matory alina i miangaly izany sa matory atoandro ?
hjk mandalondalo manao mbola tsara fotsiny fa tsy afaka mijanona ela.trees are growing
jogany-ottawa donc any zzareo mandray cadeau be dia be dia mandefa video sy manao chat live
Ikalamako – italiafrika zay ve dia mbola tsy nahavita ilay lalankely etsy antshavola kle
ikalakely nisy ni sam ny prix ngamba!
mpandalo hivadika resa-behivavy izy zany
lova aza kivy hoy ilay hira
laza tara zah vô tonga le

This entry was posted
on Sunday, June 15th, 2008 at 1:24 pm and is filed under Chatroom, Communauté, FOKO BLOG CLUB 8.
You can follow any responses to this entry through the RSS 2.0 feed.
You can leave a response, or trackback from your own site.