Archive for August, 2008

(mg) Ahona izy izay Monsieur Stéphane ?

Saturday, August 2nd, 2008

with Mr Vita from the School of Journalism of Majunga

Milay be Ny volana aprily,jiona ary jolay no nanaovana ny fampianarana ni-blog tany Toamasina izay vao nofidiany filoham-pirenena fa lasa « capital economique » voalohany eto Madagasikara izay KM 360 ary maharitra ora 6 eo eo ny fihidinana makany,raha ny moba ny toetr’andro dia somary manorana ry mafana fa ankoatra izay dia toeran mahafinaritra tokoa raha Toamasina no resahina ary ny fampianara voalohoany dia niaraka tamin’ireo «  ingenieurs » ny orinasa mpamokatra « Nickel » sy « Cobalt » lehibe indrindra eran-tany izay mitondra ny anarana oe « projet Ambatovy » satria tompoko lahy sy tompoko vavy dia mahatratra eo amin’ny 5 miliara vola amerikanina izany ary izany vaovao izany dia fantatry ny be sy ny maro fa tsy noforonina ! Ny tena olana raha momba ireo « ingenieurs » ireo dia ny fotoana hanoratana raha ny fanazavana nataony mpianatra mi-blog iray! Ny isan’izy ireo tamin’izany fotoana izany moa dia nahatratra  ny 20 ary dia nifangaro tao daholo na ny malagasy,sinona sy ny canadianina ary ny ostralianina ny indro be moa tamin’izay fotoana izay dia ny fahatapahan’ny connexion nandritra ny andro 1 mihintsy ary azo lazaina fa tsy dia mora tamiko ny nanao hazafady azy ireo noho ny fotoan very ! Raha ny volana aprily indray no resahina dia mnola azo lazaina fa tsotsotra ihany ny fampianra ary azo tenenina fa olona vaovao tokoa eo amin’ny resaka blogging no tonga tao !   Ny volana jolay dia nahafinaritra ny asa satria dia ekipa be tokoa sy mbola mpianatra amin’ny Universite no tonga tao ary dia nanatevin-daharana tamin’izany ny fahagagako fa dia miteny anglisy daholo izy ireo ary dia manana ny association any mihintsy amin’ny fianarana tenim-pirenena hafa tahaka ny anglisy ,allemand sns!!!!

Last FBC on July 22nd 2008 in Tamatave

please read and post comments on our blogs

Milay be Raha ny azo ambara momba ireo mpianatran’ny CPO ireo dia tsotra satria dia olona sy ankizy tena feno finiavna tokoa amin’ny resaka “citizen media” satria dia vonona be tokoa ry zareo ireo ary ato ato dia ho avy ny vokany ary dia ho gaga ianareo satria mahafinaritra be tokoa ny mijery ireo ankizy ireo mihaino ny fampianrana sy ny fanazavana ny momba ny atao oe “blogging », araka izany tompoko lahy sy tompoko vavy raha ny momba ny fitorahana blog eto Madagasikara dia azoa lazaina fa mandroso tokoa ary tena misy « avenir » be tokoa !


Play video : Hello World from Stéphane Ramananarivo

Joan, Lova, Mialy no namorina ny Foko-Madagascar ary ny tenako kosa no filoha mpandrindra eto an-toerana koa araka izany dia nirahina nanao mission tany Mahajunga ny tenako hijery ny fandehany “ecole de journalisme” sy ny fametrahana ny rafitra ( structure) ny fitorahana miblog, raha ohatra moa ka mahery ny KM 500 mihoatra any Antananario ka mitodika mianavaratra (ouest ) ny makany mahajunga dia tsy nanakana ahy izany satria dia ao anaty ny asa daholo!
Ny fitorahana miblog moa dia somary mifanakaiky kokoa ny ataon’ireo mpianatra ao amin’ny ecole koa nanamora ny fanazavana sy ny fampianarana, raha ohatra moa ny tena nahazo” rendez-vous” hiresaka amin’ny directeur ny ecole “Mr Vita” mba hifandinika sy niera raha afaka manaraka fampiofanana ny mpianatra dia tsy niambaamba velively izy namaly oe “eny” , araka izany dia nanomboka ny tafa sy ny dinika ary ny fitsidihina ny “ecole” ary naharitra teo amin’ny ora 1 teo eo ary tamin’izay indrindra no nahatsapako sy nahitako fa io “ecole de journalisme” io dia somary tsotsotra ihany ary manana ny maha izy azy satria dia efa namoaka olona maro tokoa raha teo amin’ny lafiny “ jouranlisme” eto Madagasikara no resahina!

Ny antony iray tena nandehako tany Mahajunga ihany koa ia ny fijerena ny zavatra nosoratany Diana y ny sary nalainy momba ilay zazakely atao oe”Kamba” sartia ny zavatra tahaka izao moa dia ilaina ihany ny fanaovana “investigation” satria dia “internet” ny toeram-piasana, akory ny fahagagako raha nahita any Diana satria dia tena mbola tanora raha tsy hiteny oe zaza aho satria tompoko lahy sy tompoko vavy i Diana dia ankizy mananana “volonte” sy “perverance” be tokoa ary tsy nihambahamba izy ny nampiseho sy nanao antso avo tamin’ny alalany blogny . Raha ataoko kely indray mipika ny tantara any Diana sy Kamba dia tsotra ny azo ambara satria dia tamin’ny fony ary tsy nisy fisalasalana ary fahadiovana ara-taina tokoa ny zavatra nataony, raha tsy hiteny ny fasahiany nanenjika ny reniny Kamba kely teny an-dalambe nanehoany ny alahelony fa tokony hotsaboina io ankizy io ary tokony hampiana fa mil any sariny aho hoy izy raha nanenjika ny mamany izy: mety tena naharitra teo amin’ny tapak’andro teo mihintsy izany fifanenjehina izany vao nety nalaina sary i Kamba ary tamin’izay no nanazaviny ahy fa dia tamin’ny halalany telefoniny Nokia tsotsotra no nametrahany ani’izy io tao amin’ny blogny!

Milay be Raha izay ny tantara any Diana sy Kamba dia hiresaka kely ny mpianatra aho sy ny fampiofanana izay natao tao amin’ny “alliance française” satria dia ao irery no cyber tena mba azo lazaina oe manaraka ny toetr’andro sy ary-fomba ary mba misy “qualite”, ny isany mpianatra nampanaovina “formation” dia miisa teo amin’ny 10 teo eo ary dia liana avokoa na dia efa nisy aza ny fampianarana nataony “Lindsay” izay tsy iza moa fa irony atao oe “peace corps”“ irony dia mbola liana ireo mpianatra satria dia mbola betsaka ny fanontaniana fa i Lindsay kosa moa dia efa lasa nody any an-tanindrazany fa izaho dia somary nanohy kely ny asa nataony Lindsay izany oe ny fampianarana internet sy ny fampianarana mi-blog!

Ny andro nijanonako tany moa dia 2 ihany ary ny ora fandehanaa fiara miala an’Antananarivo makany Mahajunga dia eo amin’ny ora 12 eo eo raha taxi-brousse no andehanana satria dia manaja ny afangainam-pandeha ny sofera ary manaja ny mpitainigina ihany koa!                     Ny zavatra tena nahavariana ahy rah any momba ireo mpianatra mi-blog any Mahajunga no resahina dia ny fitiavan’izy ireo ny teny anglisy na dia tsy tena lavorary aza izany dia tia tokoa ireo ankizy ireo raha tsy hiresaka an’dry Lomelle, Rondro sy maro hafa tsy ho voatanisa eto!

on board of a Taxi Brousse to Tamatave

(eng) Selection translated : Blogging non stop at Foko

Friday, August 1st, 2008

July was the FBC -Tamatave month with 2 workshops and all the world attention to the new kids from BUEC (Barikadimy’s!). But the Majunga and Antananarivo’s group had a lot to share too…in 3 languages azafady !

http://ledhada.wordpress.com/2008/07/30/barikadimy-and-its-life/

Madagasikara has 6 differents university on each province,the university of Toamasina is one of them wich built in 1976 and calls BARIKADIMY UNIVERSITY because of the place where it lays.

The university has two departements.First;Departement of DEGS composed by 3 field:Economy, Managament and Laws.Second; Departement of Letters and Social science wich composed by 4 fields:History, Geography, Philosophy and French.

Students from different places of Madagasikara, Comores and other country of Africa comes there to follow their study in order to get good job in the future.

Entrance axam doesn’t exist in BArikadimy,good school report is enough to go to the university; also all student get scholarship.

Like the other university, Barikadimy has its own motto wich is:”FAHAIZANA SY FANAHY” or “KNOWLEDGE AND SPIRIT” in english.Knowledge via study and spirit in church.Religion like Chritian,Muslim and Advantist take care of student’s soul.

When we talk about study;every spaces like classroom, library and studyroom are occupied day and night especially one mouth before examination.Though, probleme as lack of administrative materials restain the student’s task.Consequently, some are oblige to find documetation out of the campus, subcribing in other library in town, using net and buying books at the market.

Despite the situation, the president of the university stills optimistic and finds the best way to get over this issue and encourages the student to keep on study.As result, 3 years now, partners such as old student, authority and some university from another country like Canada, France suplied Barikadimy in term of computers, books and funds to increase the level of the student.This year, classroom and rooms has been repaired in the cooperation with Ambatovy project,also some material like table, chair and boards has been renewed by the old student.Thanks to the partner, relation is become hopefull bettwen them and the university.

Apart from study; love and fashion occupied the student’s life.Consequently it is hard to find someone without partner at the campus.Love gains their life.Moreover, teenager think that life whithout love likes sauces whithout salt, but sometimes the situation turns bad.

Attracted by the fashion and money, pretty as they are, girls running after richman and stranger to make their fantasy true.As result they come to the net to find partner instead of documentation and the situation compromises the reputation of the university.

As young, student plays sport as football, handball,basketball and volleyball.Every year there is always tournement on those discipline and the match takes place at the campus where different entity runs for a winner.Every weekend, there is a contact party organizes by the entity to welcome the new student and for entertaining but sometimes either sport or party end on a little quarel between a group of student.This year it provokes scuffle between student from the south and north and now, curfew is setting in the campus.

http://zouboon.wordpress.com/2008/07/28/gasikarako-tanin%E2%80%99olona/

http://hkambora.wordpress.com/2008/07/25/fitsanganan%E2%80%99ny-maty/

http://violance.wordpress.com/2008/07/26/relationship/

first of all, relationship is keeping a very important place to me, that is the reason why I get into the English Club( BUEC: Barikadimy’s United English Club). Is the place where I can have a lot of friends and I can share with them such my own culture, my lifestyle, customs, and why not knowledge. As an English club, I get an advantage also to meet with lots of foreigners in who are  I  can develop  in better way our relationship.

In term of relationship, it’s so needed indeed the communication between one another. There are a lots of way how can we communicate with one person: let’s say by oral, phone, net,…. As a student at University I love to have tchat with somebody, it’s may give us much reason. As an Economist I noticed a huge different between a northern countries and the southern countries. From my analysies this two parts must have a very close relationship in term of helping each other if we wonna gain a real developpment in this world, like having a differents project such construction some school, hospital, having clean water…

PATIETOI : Family

http://patiettoi.wordpress.com/2008/07/15/family/

A few days before writing this article, I attended the funeral ceremony of my friend’s mother. Funerals are always sad and losing someone is always hard. It’s much more unbrearable if it happens to a member of the family.

Nowadays, different problems affect many families. What are the reasons of these problems? Life difficulties? Life evolution? Generation gap? anything else?

It’s normal if we are fed up with our everyday life: at home, with our family. Whe can be sick of all problems we have with them and sometimes, we want to discover another life! But don’t forget, members of our family remain our best friends in our life. These persons are often like the health, we cannot really feel its value before losing it!

Responsible or not, our family, especially our parents, are the first persons who can help us and whom we can rely on! And even if their bodies aren’t present, their souls continue to be with us!

So, if you still have your family near you, it’s not so late to create a better relation between you and to do your best together. It depnds not on fortunes and moneys, it consists in trying to avoid problems at home and to have more and better communication.

Whatever is the relation that we have with our family,especially with our parents, we always miss them when they leave us.