Feb 27, 2008
Ny ora tokony nanombohana ny fampianarana mitoraka bilaogy taty Toamasina dia tokony tamin'ny 9ora maraina tao amin'ny le cyber bazar be.
Raha tamin'ny 7h30 moa izahay (ora foivoahany le cyber) dia nampandrenesiny tompon'andraikitra fa dia tapaka ny connexion (satria dia blueline moa no miasa ao an-toerana).
Gaga ny tenanay raha ohatra ka ora 2 taty aoriana dia mbola tsy nandeha ny connexion ary nanontany raha olana tao amin'ny le cyber? ...
Feb 22, 2008
Toamasina (or Tamatave in french) is Madagascar 2nd city and with the presence of the main regional seaport has a growing potential for economical activities. Located on the eastern coast, the capital of the Atsinana has its own culture named after one of the country's 18 tribes, the Betsimisaraka. Toamasina, in Malagasy, is tighly connected to its environment. Atsinana Rainforest voted on the list of UNESCO World Heritage ...
Feb 22, 2008
Io dray ary !!! Aza tara ann!!
ai amin'ny Teknet ihany dia manomboka @ 3 !!